Malagasy

Iza moa izahay?

Ny JOY RADIO AFRICA  dia onjam-peo iray izay mitory ny Filazantsara maneran-tany fa indrindra eto MADAGASIKARA.

Antananarivo, Antsirabe, Manakara, Morondava, ireo toerana efatra ireo amin’izao fotoana izao no misy ny studio-nay izay antsoina hoe STUDIO RADIO FILADELFIA. Koa raha maniry ny hiara hiasa aminay ianao amin’ny resaka fitoriana ny Filazantsara na te hanohana anay  ihany koa dia azonao atao ny manao izany.

Izahay dia tsy manavaka antokom-piangonana fa misokatra amin’ny rehetra.